Feo fihavaozana (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Feo fihavaozana ry Kristy ono hirainay sy ventesinay
mba hideranay ny anaranao
ry masina mandrakizay
réf: miondrika mitsaoka anao
zahay izay navotanao
manaiky anao Tompo tokana
ho an'izao tontolo izao
2-eran'ny tany no halehanay
hitoriana ny fitiavanao
havaozinao ny fomba fiasanay
ka mba tafio ny herinao
réf: miondrika mitsaoka anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 639
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46