Feo fihavaozana (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Feo fihavaozana ry Kristy o
no hirainay sy ventesinay
mba hideranay ny anaranao
ry masina mandrakizay
réf: miondrika mitsaoka anao
zahay izay navotanao
manaiky anao Tompo tokana
ho ukvubz an'izao tontolo izao
2-eran'ny tany no halehanay
hitoriana ny fitiavanao
havaozinao ny tononkira.serasera.org fomba fiasanay
ka mba tafio gbowmjj ny xcon herinao
réf: miondrika mitsaoka anao
no hirainay sy ventesinay
mba hideranay ny anaranao
ry masina mandrakizay
réf: miondrika mitsaoka anao
zahay izay navotanao
manaiky anao Tompo tokana
ho ukvubz an'izao tontolo izao
2-eran'ny tany no halehanay
hitoriana ny fitiavanao
havaozinao ny tononkira.serasera.org fomba fiasanay
ka mba tafio gbowmjj ny xcon herinao
réf: miondrika mitsaoka anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1030
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
