Adama sy Eva (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derainay ry Jesosy mpamonjy tononkira.serasera.org mpanavotra ahy noho ny yrawskj asa nataony
Tamin'ny olona izay nofidiany , mba hiakatra any an-danitra ny
fa isika ry ra olombelona, izay voafitaky ny menarana
saika very raha vafcp tsy jesosy
izao no uehklnii fitaka nataony, tamin-dRavehivavy
fa hahitra ny masonareo, ka halady ny sofinareo
Ity voakazo, e ! Ity voakazo, raha mihinana ity hianareo
dia hitovy amin'Andriamanitra, ho izy tamin'ny Adama sy eva
he raha narary, e! narary, raha narary tsy novanganao
raha noana tsy nomeo hanina, nangetaheta tsy nomena rano
tsy nitafy tsy notafianao
Mialàha fa biby voahozona,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 1019
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46