Adama sy Eva (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Derainay ry Jesosy mpamonjy mpanavotra oyygnbhv ahy noho ny asa nataony
Tamin'ny olona izay nofidiany , mba hiakatra any an-danitra ny
fa isika ry ra olombelona, izay voafitaky ny menarana
saika very raha tsy jesosy
izao no fitaka nataony, tamin-dRavehivavy
fa hahitra ny masonareo, ka halady ny sofinareo
Ity voakazo, e ! Ity voakazo, tononkira.serasera.org raha mihinana ity kbvq hianareo
dia hitovy amin'Andriamanitra, ho izy tamin'ny Adama sy eva
he raha narary, e! narary, raha narary tsy novanganao
raha noana tsy nomeo hanina, nangetaheta tsy nomena rano
tsy nitafy jradwr tsy notafianao
Mialàha fa biby voahozona,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1020
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46