Manaiky aho (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra Jesoa ny eo anilanao
Mamiko loatra Jesoa iyzqmf ny miaradalana aminao
Tsapako ankehitriny tsy misy toa anao
Ka ny androko rehetra atolotro ho anao
Ref: Manaiky aho Jeso ny ho rxbz fnkt ampiasainao
ny momba ahy rehetra indro tononkira.serasera.org raiso anjakao
Tsy asiako fetra fa foiko ho anao
Ny amiko rehetra raiso anjakao
Ka mandrakizay ny ahy sy Anao
Isaorako Anao lalandava ny antom-pisiako
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Anao
Ianao no reharehan'ny fanahiko
Jeso Malala ô sambatra aho mialoka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CMJVangy : 239
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 20:23