Jesoa mamela heloka (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
aykqfnm Jesoa tena qyrcn tia anao
Manantona Azy ianao anio
Malalany tokoa jjnmvoc ianao
Izay no teniNy ka tadidio

Ref: Raha nisy tsy nety nataonao
TamiNy
Manantona Azy ianao anio
Miandry anao Izy

Jesoa mamela heloka
Ny andro anio no tsara indrindra
Manantona ny tononkira.serasera.org HazofijaliaNy ianao
Ho dioviny ho mendrika ho Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CMJ
Hits : 294
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4629