Manaiky aho (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra Jesoa ny eo anilanao
Mamiko loatra Jesoa ny miaradalana aminao
Tsapako ankehitriny tsy misy toa anao
Ka ny androko rehetra atolotro ho anao
Ref: Manaiky aho Jeso ny ho ampiasainao
ny momba ahy rehetra indro raiso anjakao
Tsy asiako fetra tklthgmc fa foiko ho anao
Ny amiko rehetra raiso anjakao
Ka mandrakizay ny ahy rxut sy Anao
Isaorako Anao lalandava ny kkqeu antom-pisiako
Ho eo am-bavako tononkira.serasera.org mandrakariva ny fiderana Anao
Ianao no reharehan'ny fanahiko
Jeso Malala ô sambatra aho mialoka aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CMJVisites : 299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:23