Hanandratra Anao (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitory ny haben'ny voninahiny no ataoko raraha,
[Eny e!  eny e!  eny e! eny e! Ewah...]
Hanitatra ny Fanjakan’ny Lanitra no ataoko fiainana,
[Eny e!  eny e!  eny e! eny e! Ewah...]

*Pré refrain :
(Izy no indrahindraiko
Sady ankalazaiko)
Raha mbola miaina hidera Azy  aho..
(Izy no indrahindraiko
Sady ankalazaiko)
Manomboka ety antany hatrany andanitra .

#Réfrain :
Hirahirako 3x  ny Anaranao
Ataoko malaza eee ny hatsaranao
Hirahiraiko 3x  ny Anaranao
Jesosy Jesosy an !

---interlude

Couplet 2 :
Ny androm-piainako rehetra
Hiderako ny Anaranao tsy asiako Fetra
Tsy misy hafa manavotra ahy
Izy irery no mamonjy ahy
JESOSIKO !

*Pré refrain :...
#Réfrain : ....

--- musique

Folaka1:
Yoh yoh yo oh oh!2x

Za dia mijoro vavolombelona
Amin’ny  fahatsarany
Za  dia mijoro vavolombelona
Amin’ny asa vitany e!

...Musique...

Folaka : 2
(Ray Masina )
Lehibe Ianao
(Lehibe Anao)
Mendrika Ianao e!!!
(Tsisy toa Anao)
Tsisy toa Anao
( Aminy hatsarana )
Tsara ianao eeee!
( Jesosikouu) 2X

Réfrain :...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305