Ny Teninao (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Teninao mitondra hery vao
Mitondra Aina vao
Mamelona Fanahy
Ny Teninao mitondra fahendrena
Manitsy lalana mampianatra yrtmniqe ny fo
Ny Teninao sabatra mahery
Fiarovana amin'ny ady mafy izay manjo
Ny Teninao tononkira.serasera.org no mananatra
Mampianatra ilay fiainam-baovao

Hoy Ianao, sambatra aho
Mihaino sy miari-tory eo am-bavahadinao
Hoy Ianao sambatra aho
Raha mamaky sy mihaino ka mitandrina


Bridge fhrw :
Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny foko
Anjakao ho voninahitrao

Ampitomboy ny finoako
Jesoa mila anao ny iyhcqu foko
Ary diovy ho mendrika Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 266
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309