Miaraka Midera (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza avy isika efa voatahy
Mitsangana hidera Azy
Aiza tananao (2x)
Akaro ny tanananao ataovy ambony eh

Aza misy miala fa any an danitra any e h
Fiderana foana tsisy mitomany
Na ny ankizy na ny pjwgwy lehibe
Miaraka midera isanandro ohh

Asandrato ny feo
Feno Fiderana
Asandrato ny feo
Feno fankalazana

Mankalaza ,manandrata
Mankalaza ,feo Fiderana
Fiderana cnnkbvly foana tononkira.serasera.org tsisy mitomany


Aza asiana henamaso
Andao handihy pecxeqs sy hankalaza
Jereo namanao (2x)
Entano ny akaikinao handihy ho Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CMJ
Hits : 244
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351