Aminao Jesoa (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy Mbola lefy ny lazanao Jesoa Na Dia efa ela nahenoko Tantara
Tsary niova ny Herinao
Fa!
Aminy fotoana tsy ampozina eo Ianao miasa e!
Pre Réfrain :
Aminao irery aho mahery
N'aiza2 tany misy ahy
Tsy hiala aminao e! ( Oh oh ou ou)
Ianao no Antony hijoroko
N'inona2 zava miseho
Zah mahery eee
Refrain :
Ny fisiako hanompo anao
Hanandratra anao
Hidera ! Anao raiky eee!
Atokako ho Anao
Ny amiko rehetra
Hiderako Anao raika e 2X
...
F' Ianao no Andriamanitro
Cpl2
IZay nolazainao ;
Tsy maintsy ataonao ...
(Tsy maintsy mitranga eee)
Na mandalo hefitra
Eo Izy manavotra ou ou !
Mijoroa aza manahy
Pre Réfrain :
Aminao irery aho mahery
N'aiza2 tany misy ahy
Tsy hiala aminao e! ( Oh oh ou ou)
Ianao no Antony hijoroko
N'inona2 zava miseho
Zah mahery eee
Refrain :
Ny fisiako hanompo Anao
Hanandratra anao
Hidera ! Anao raiky eee!
Atokako ho Anao
Ny amiko rehetra
Hiderako Anao raika e 2X
...
F' Ianao no Andriamanitro
Musique...
Eh ye eh! 2x
Eh ye eh matoky Anao foana e!
Misy Anao Zah mahery
Mañana Anao aho mahery 2x
Ianao no Andriamanitro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CMJVangy : 17
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:06
