Tsy Mila tambiny (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Cpl1
Tsy Olagna mihitsy
No tokony andavo anao
Ny agnaran'I JESO
Ampy miady ho anao
Oentiko misekoseko
Ny Hatsarany e
Maha fière zaho
Managna ANAZY e

Brdj:
Mamelogno zaho
Mitôndra anahy
Lany andro koa hitady an_tany hafa
Managna ny ampy e
Magnamia zay tianao
Akeo  IZY e hiaro anao

Ref:
Aza miasalôha
Efa miady ho anao
Ny TOMPO
Na mba karakory,
IZY tsy magnary anao
IZY tsy mila tambiny e!
Tsy ary nila tambiny e!
Tsy mila tambiny e!
Tsy ary nila tambiny e!

Cpl2
Efa nahodinkodiko oh
Tôfoko nihodinkodigny e!
Tsisy raha
mahatamagna zaho.
Taminazy eh !
nagnova zaho
Nampety anahy
ny misy ANAZY e

Brdj
Mamelogno zaho..
Mitôndra anahy.. Etc..

Ref:
Aza miasalôha
Efa miady ho anao
ny TOMPO.. Etc..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 23/02/2026 21:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289