Manaiky aho (CMJ)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako loatra Jesoa ny eo anilanao
Mamiko loatra tononkira.serasera.org Jesoa ny miaradalana aminao
Tsapako ankehitriny tsy misy toa anao
Ka ny androko rehetra atolotro ho anao
Ref: Manaiky aho Jeso ny ho ampiasainao
ny momba ahy rehetra indro gqde raiso anjakao
Tsy mjfdvm asiako fetra fa foiko ho anao
Ny amiko rehetra uqrwpf raiso anjakao
Ka mandrakizay ny ahy sy Anao
Isaorako Anao lalandava ny antom-pisiako
Ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Anao
Ianao no reharehan'ny fanahiko
Jeso Malala ô sambatra aho mialoka aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CMJHits : 360
Likes : 0 Like
Created by : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:23