NOELY FETY SOA (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka ao an-tranon’omby
Ny Mesia ‘lay zazakely
Tonga Izy mba tononkira.serasera.org hamonjy
Sy hamory ireo ‘zay very
Noely, noely fety mamy
Noely, noely lyps fety soa
Noely, fa tonga xadqem nofo tokoa
I Jesoa ‘lay teny soa
Tonga ecqymcd nofo tokoa ilay teny
Efa voalazan’ny mpaminany
Ao Betilehema ilay zazakely
Koa andao isika ho any
Tonga tany koa ireo majy
Tao antranon’omby kely
Mba hitsaoka sy hidera azy
Fa teraka Jesoa zazakely
A/C: Marius-jm
Ny Mesia ‘lay zazakely
Tonga Izy mba tononkira.serasera.org hamonjy
Sy hamory ireo ‘zay very
Noely, noely fety mamy
Noely, noely lyps fety soa
Noely, fa tonga xadqem nofo tokoa
I Jesoa ‘lay teny soa
Tonga ecqymcd nofo tokoa ilay teny
Efa voalazan’ny mpaminany
Ao Betilehema ilay zazakely
Koa andao isika ho any
Tonga tany koa ireo majy
Tao antranon’omby kely
Mba hitsaoka sy hidera azy
Fa teraka Jesoa zazakely
A/C: Marius-jm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)Vangy : 970
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Laurius
Daty : 05/09/2023 18:06
