LAFATRA AHO FANAHY (Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avia Fanahy mila anao izahay
Fanahy Masina ô ianao no fiainanay
Mino izahay fa handresy ny haizina
Fa mpandresy, handresy, mandresy
Fanazava, Mpanazava, bimfmcbm Manazava
Omeo hery hankahery fa mahery
Fa misy fitoerana hitoerana k’aza fjpkg ferana

Aiza Ianao Fanahy midina ho anay
Fanahy Masina ô, hampiobona anay
Efa ato aminay ilay Fitiavana
Ka diovy arovy ho tody
Handresy ny sakana amin’ny fihavanana
Toroy ny lalana sy fiainana
Hamasino f’izahay mino, ‘zaho mino ô ô ô

Ka na sarotra ny lalana iantsanao anay ô ô ô
Ka na mafy aza ny ady izay atrehinay ô ô ô
Ianao Fanahy Masina tsy fnruvqi hisaraka ô ô ô
Ampio ny mino f’izahay tsy ho bilo
Fanilon’ny mpino ka tsimbino hino anao

Lafatr’aho Jesoa ! nomenao ny Fanahy
Fanahy Masina ô ! natokana ho tononkira.serasera.org ahy
Midina ato anatiko ô
Miandry anao ny fanahiko

A/C: Manambita

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale Fanantenana Ifanadiana (CFI)
Hits : 957
Likes : 1 Like
Created by : Laurius
Date : 05/09/2023 18:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383