Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ovay ny foko mba hanompo anao tanteraka
Mba tsy ho maro loko fa tokana ho anao
Mba ovay ny foko kvimlgx tsy hipetrapetraka
Na hivily lalana @zao tontolo izao
Ny fahasoavanao tsy sarisarim-pahasoavana
Raha solafaka aho,ianao tsy niravoravo tanana
Ka ny vavaka asandratro tena avy ao tononkira.serasera.org am- gpprskz po
Feno tsy mba misy latsaka fa feno ho anao tokoa
Ny @ity fireneko sy ity tanindrazako
Ny fitsimbinana azy tsy ho vitan'ity tanako
Raha tsy ho eo elrvlsua ianao dia ho ratsy fihafarana
Efa hikoroso fahana any @fahantrana
Mahantra mijaly ny vahoaka ety ambany
Miangavy mitalaho,mamela ny fahotany
Omeo harem-pitiavana hanompoana Sy hankatoa
Mba tsy ho very foana ny nijalianao Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1598
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:44