Vavaka (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ovay ny foko mba hanompo anao tanteraka
Mba tsy ho ynzgiv maro loko fa tokana ho anao
Mba ovay ny foko tsy hipetrapetraka
Na hivily lalana @zao tontolo izao
Ny fahasoavanao tsy sarisarim-pahasoavana
Raha solafaka aho,ianao tsy niravoravo tanana
Ka ny vavaka asandratro tena avy ao am- po
Feno tsy mba misy latsaka fa feno ho anao tokoa
Ny @ity fireneko sy ity tanindrazako
Ny fitsimbinana azy tsy ho vitan'ity tanako
Raha tsy ho eo ianao dia ho ratsy fihafarana
Efa hikoroso fahana any @fahantrana
Mahantra mijaly ny ejrbcafn fouieb vahoaka ety ambany
Miangavy mitalaho,mamela ny fahotany
Omeo harem-pitiavana hanompoana Sy hankatoa
Mba tsy ho very tononkira.serasera.org foana ny nijalianao Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1555
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 19/07/2014 16:44