RENAO VE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mavesatr’entana o avia
Hoy Jesosy Tompo malakia
Fa izaho hanome anao
Ny fitsaharana sy fiainam-baovao
Fa nahoana moa brxlg ianao mpanota
No mangatak’andro lava izao
Sao hadinonao fa ny ota
No mahafaty ka tsy hiantrana anao
Sao anio no hany mba fotoana
Mety hanantonanao indray
Io Jesosy fa efa csjexwbv mandondona
Mandona mora eo am-baravaranao
Renao ve, tononkira.serasera.org mysiz izany antso izany
Sa mody tsy manoina akory ianao
Misy fetra anie ny eto an-tany
Ka mba valio izy sao ho very ianao
Hoy Jesosy Tompo malakia
Fa izaho hanome anao
Ny fitsaharana sy fiainam-baovao
Fa nahoana moa brxlg ianao mpanota
No mangatak’andro lava izao
Sao hadinonao fa ny ota
No mahafaty ka tsy hiantrana anao
Sao anio no hany mba fotoana
Mety hanantonanao indray
Io Jesosy fa efa csjexwbv mandondona
Mandona mora eo am-baravaranao
Renao ve, tononkira.serasera.org mysiz izany antso izany
Sa mody tsy manoina akory ianao
Misy fetra anie ny eto an-tany
Ka mba valio izy sao ho very ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:42
