RENAO VE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry mavesatr’entana o avia
Hoy Jesosy Tompo malakia
Fa izaho hanome anao
Ny fitsaharana sy fiainam-baovao
Fa nahoana moa ianao mpanota
No hzsr kwqbz mangatak’andro lava izao
Sao hadinonao tononkira.serasera.org fa ny ota
No mahafaty ka tsy hiantrana anao
Sao anio no hany mba fotoana
Mety hanantonanao indray
Io Jesosy fa efa mandondona
Mandona jignx mora eo am-baravaranao
Renao ve, izany antso izany
Sa mody tsy manoina akory ianao
Misy fetra anie ny eto an-tany
Ka mba valio izy sao ho very ianao
Hoy Jesosy Tompo malakia
Fa izaho hanome anao
Ny fitsaharana sy fiainam-baovao
Fa nahoana moa ianao mpanota
No hzsr kwqbz mangatak’andro lava izao
Sao hadinonao tononkira.serasera.org fa ny ota
No mahafaty ka tsy hiantrana anao
Sao anio no hany mba fotoana
Mety hanantonanao indray
Io Jesosy fa efa mandondona
Mandona jignx mora eo am-baravaranao
Renao ve, izany antso izany
Sa mody tsy manoina akory ianao
Misy fetra anie ny eto an-tany
Ka mba valio izy sao ho very ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1437
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:42
