Ampidiro aloha ny tenimiafina
Omeo fo mino (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, tariho sy hamasino
Mba sakambino ‘zahay zanakao
Hianao ry Rainay no antenainay
Hambomba anay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao ry Rainay, zahbau ho mandrakizay
Jeso ô, mpamonjy
Ry mofon’aina
Ô mba vokiso, ny enuv fanahinay
Fa manantena ny famonjena
Hatolotrao
Omeo jslzbqaf fo mino tsy hanadino
Anao mpamonjy, ho mandrakizay
Ô ry Fanahy, fanahin’ny Ray
Bitsibitsiho ny fanahinay
Ô mba tsilovy, dia mba arovy
‘Zao lalanay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao Fanahy, ho mandrakizay tononkira.serasera.org
Mba sakambino ‘zahay zanakao
Hianao ry Rainay no antenainay
Hambomba anay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao ry Rainay, zahbau ho mandrakizay
Jeso ô, mpamonjy
Ry mofon’aina
Ô mba vokiso, ny enuv fanahinay
Fa manantena ny famonjena
Hatolotrao
Omeo jslzbqaf fo mino tsy hanadino
Anao mpamonjy, ho mandrakizay
Ô ry Fanahy, fanahin’ny Ray
Bitsibitsiho ny fanahinay
Ô mba tsilovy, dia mba arovy
‘Zao lalanay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao Fanahy, ho mandrakizay tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 10665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 19/07/2014 16:19
