Omeo fo mino (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, tariho sy hamasino
Mba sakambino ‘zahay zanakao
Hianao ry Rainay no antenainay
Hambomba anay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao ry Rainay, ho mandrakizay
Jeso ô, mpamonjy
Ry mofon’aina
Ô mba vokiso, ny fanahinay
Fa manantena ny famonjena
Hatolotrao
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao mpamonjy, ho mandrakizay
Ô bicbga ry Fanahy, fanahin’ny Ray
Bitsibitsiho ny fanahinay
Ô mba tsilovy, dia mba arovy
‘Zao lalanay
Omeo rfbdkz fo mino tononkira.serasera.org tsy hanadino
Anao yvhzia Fanahy, ho mandrakizay
Mba sakambino ‘zahay zanakao
Hianao ry Rainay no antenainay
Hambomba anay
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao ry Rainay, ho mandrakizay
Jeso ô, mpamonjy
Ry mofon’aina
Ô mba vokiso, ny fanahinay
Fa manantena ny famonjena
Hatolotrao
Omeo fo mino tsy hanadino
Anao mpamonjy, ho mandrakizay
Ô bicbga ry Fanahy, fanahin’ny Ray
Bitsibitsiho ny fanahinay
Ô mba tsilovy, dia mba arovy
‘Zao lalanay
Omeo rfbdkz fo mino tononkira.serasera.org tsy hanadino
Anao yvhzia Fanahy, ho mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 10834
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 19/07/2014 16:19
