Ampidiro aloha ny tenimiafina
MOA VE JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Moa ve dikqj Jesoa, dia mihevitra ny momba ny fiainako
Moa jereny ve, isan’andro e, izany lalan-kizorako
He fantatro, he fantatro, fa akaiky izy izao
Izy tena tia, anio ho doria, akaiky izy izao
Moa ve Jesoa, gxjp dia ylfkna mandre tokoa
Ny feo fitarainako
Moa henoiny ve, ka valiany e
Izany antso sy vetsom-po

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:45