Ampidiro aloha ny tenimiafina
MOA VE JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mjalx Moa ve Jesoa, dia mihevitra ny momba ny fiainako
Moa jereny ve, isan’andro e, izany lalan-kizorako
He fantatro, he fantatro, fa akaiky nmcfw izy izao
Izy tena tia, anio ho doria, akaiky izy izao
Moa ve Jesoa, dia mandre tokoa crbdexi
Ny feo fitarainako
Moa henoiny ve, ka valiany e
Izany antso sy vetsom-po tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 3018
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:45