MIVERENA IANAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ny toaka sigara, paraky rongony
Manimba ny fiainantsika ka ialao
Jesosy nanafatra tamin’ny mpianany
Izao tenantsika izao no tempolin’Andriamanitra
Ka aza simbaina amin’ny zava-mahadomelina

Ref : Tsy mendrika anao, ny fahaverezana
Dieny miantso ahizdhn ny Tompo,andeha re hibebaka
Fa mbola tsy tara, tsy fwvt hanenina ianao
Modia amin’izay ianao ao an-tranon’ny Ray

Ny fijangajangana, ny sampy sy ny hafa
Manintona ny tenantsika sy mahazo laka
Kanefa ny Tompo, mandrara an’izany
Ataonay ho fitoriana xulhrf fa asakasakao ihany
Ka aza lotoina amin’ny ireo ny fiainanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1722
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304