MIVERENA IANAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka sigara, paraky rongony
Manimba ny fiainantsika ka ialao
Jesosy nanafatra tononkira.serasera.org tamin’ny mpianany
Izao tenantsika izao no tempolin’Andriamanitra
Ka aza simbaina amin’ny zava-mahadomelina
Ref : Tsy mendrika anao, ny fahaverezana
Dieny miantso ny Tompo,andeha re hibebaka
Fa mbola tsy hwkisgpz tara, tsy hanenina ianao
Modia amin’izay ianao ao an-tranon’ny Ray
Ny cnvantr ohjhc fijangajangana, ny sampy sy ny hafa
Manintona ny tenantsika sy mahazo laka
Kanefa ny Tompo, mandrara an’izany
Ataonay ho fitoriana fa asakasakao ihany
Ka aza lotoina amin’ny ireo ny fiainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1681
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47