MBA VALIO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur :
Fitiavan-dehibe no natolony
Natolony ho anao
Nafoiny ny ainy pyrogkf ho ahy sy ho anao
Mba ho fanavotana
Fitia tsy manam-petra, tsy mba mety bybadojk ho ritra
Natolony , nafoiny ho ahy sy ho anao
Refrain :
Ka mba valio ny fitiavany
Ka mba valio ny antsony
Choeur :
Tsarovy anie fa fandresena no nomeny
Fitiavan-dehibe tsy ritra ombieny ombieny
Fahatsoram-po dtlzh tsy nisy toy izany
Nanolo-tena izy ho tononkira.serasera.org faty noho ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 552
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 17:02