MBA VALIO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur :
Fitiavan-dehibe no natolony
Natolony ho anao
Nafoiny ny wcefbcqj ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fanavotana
Fitia tsy svvbfs manam-petra, tsy mba mety ho ritra
Natolony , nafoiny ho ahy sy ho anao

Refrain :
Ka mba valio ny fitiavany
Ka mba valio ny tononkira.serasera.org antsony

Choeur :
Tsarovy anie fa fandresena no nomeny
Fitiavan-dehibe tsy ritra ombieny ombieny
Fahatsoram-po tsy nisy toy izany
Nanolo-tena hfaensz izy ho faty noho ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.972