HO RESY IHANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina tokoa, izao tontolo izao
Tara-pahazavana tsy misy tononkira.serasera.org ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa Tompo tsitoha no handrava
Sy osgg handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery koigkb tokoa
Ka ho fay ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava ukwh
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
Tara-pahazavana tsy misy tononkira.serasera.org ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa Tompo tsitoha no handrava
Sy osgg handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery koigkb tokoa
Ka ho fay ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava ukwh
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:44
