Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO RESY IHANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina tokoa, izao tontolo izao
Tara-pahazavana tsy misy ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy iihtmv ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro tononkira.serasera.org hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro lhni ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa Tompo tsitoha no handrava msveuxq
Sy handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery tokoa
Ka ho fay ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
Tara-pahazavana tsy misy ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy iihtmv ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro tononkira.serasera.org hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro lhni ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa Tompo tsitoha no handrava msveuxq
Sy handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery tokoa
Ka ho fay ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1642
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:44
