HISAORAKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
phwzni Isaorako anao ry Tompoko
Ny nanavotanao ny fiainako
Fa efa lavo aho, no nakavinao
Hahita indray, fiainam-baovao
Ny fahotako e ! voasasanao tokoa
Ka nodiovin’ilay ranao soa
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hanehoako indray hanompo anao
Isaorako anao ry Raiko tia
Ny nanoloranao tao Kalvary
Ny zanakao ilay malalanao tokoa
Ny havotr’aina ho famonjena soa
Ka anio no tononkira.serasera.org hanavaozako oheaic indray ry Ray
Ny fanompoako anao Mandrakizay bdygm
Tantano aho, hanaraka ny sitrakao
Ambany tanam-pitiavanao
Isaorako anao Fanahy o
Ny bitsikao mangina tao am-po
Nitaomanao indray ity mpanomponao
Hiverina ho am-bala indray
Tolory saina, hendry lalandava re !
Hahay hanompo n’aiza n’aiza aleha
Ho voninahitr’Andriamanitra tokoa
Ny andro sisa izay iainako
Ny nanavotanao ny fiainako
Fa efa lavo aho, no nakavinao
Hahita indray, fiainam-baovao
Ny fahotako e ! voasasanao tokoa
Ka nodiovin’ilay ranao soa
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hanehoako indray hanompo anao
Isaorako anao ry Raiko tia
Ny nanoloranao tao Kalvary
Ny zanakao ilay malalanao tokoa
Ny havotr’aina ho famonjena soa
Ka anio no tononkira.serasera.org hanavaozako oheaic indray ry Ray
Ny fanompoako anao Mandrakizay bdygm
Tantano aho, hanaraka ny sitrakao
Ambany tanam-pitiavanao
Isaorako anao Fanahy o
Ny bitsikao mangina tao am-po
Nitaomanao indray ity mpanomponao
Hiverina ho am-bala indray
Tolory saina, hendry lalandava re !
Hahay hanompo n’aiza n’aiza aleha
Ho voninahitr’Andriamanitra tokoa
Ny andro sisa izay iainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 2474
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
