HISAORAKO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako anao ry Tompoko
Ny nanavotanao ny fiainako
Fa efa lavo aho, no nakavinao
Hahita indray, fiainam-baovao
Ny fahotako e ! voasasanao tokoa
Ka nodiovin’ilay ranao soa
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hanehoako indray hanompo anao
Isaorako anao ry Raiko tia
Ny nanoloranao tao Kalvary
Ny zanakao ilay malalanao tokoa
Ny havotr’aina ho famonjena soa
Ka anio no hanavaozako indray ry Ray
Ny fanompoako anao Mandrakizay
Tantano aho, hanaraka ny sitrakao
Ambany wrxk tanam-pitiavanao
Isaorako anao Fanahy o
Ny bitsikao mangina tao am-po jibzokaa
Nitaomanao indray ity mpanomponao
Hiverina ho am-bala indray
Tolory saina, hendry lalandava re !
Hahay hanompo n’aiza n’aiza aleha
Ho tononkira.serasera.org voninahitr’Andriamanitra tokoa
Ny ratutl andro sisa izay iainako
Ny nanavotanao ny fiainako
Fa efa lavo aho, no nakavinao
Hahita indray, fiainam-baovao
Ny fahotako e ! voasasanao tokoa
Ka nodiovin’ilay ranao soa
Am-pototry ny hazo nijalianao
No hanehoako indray hanompo anao
Isaorako anao ry Raiko tia
Ny nanoloranao tao Kalvary
Ny zanakao ilay malalanao tokoa
Ny havotr’aina ho famonjena soa
Ka anio no hanavaozako indray ry Ray
Ny fanompoako anao Mandrakizay
Tantano aho, hanaraka ny sitrakao
Ambany wrxk tanam-pitiavanao
Isaorako anao Fanahy o
Ny bitsikao mangina tao am-po jibzokaa
Nitaomanao indray ity mpanomponao
Hiverina ho am-bala indray
Tolory saina, hendry lalandava re !
Hahay hanompo n’aiza n’aiza aleha
Ho tononkira.serasera.org voninahitr’Andriamanitra tokoa
Ny ratutl andro sisa izay iainako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 2651
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
