FITIAVANA AMBONY (interpretation) (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ambony dia ny mahafoy ny ainy
Sy manolotra ny fony mba ho an’ny sakaizany
Didy izay nomen’ny Tompo mifankatiava mifanompo
Tahaka ny nitavany antsika rehetra
Jesoa Kritsy tompo
Zanak’Andriamanitra voahombo
Na dia voahombo sady voakapoka
Nanome antsika tsy misy ady varotra ny Fitiavany
Fitiavana mirindra
Tsy atakalo tsy afindra
Nivavaka amin’ny fony, ho an’ny fahavalony
Didy izay nomen’ny Tompo : mifankatia, mifanompo
Namaly soa wmux izay nanao ratsy antsika rehetra
Izay mankahala aoka ho havanina
Ny mpanenjika aoka hasoavina
Fa izany no tena fitiavana madio tsy misy pentina
Fitiavana tsy lefy, tsy voarara, tsy voafefy
Ny fitiavan’i Jesosy tonga hampiavana
Nampiray sy hampitovy n’iza n’iza e uapfc ? na zovy ?
Hamerina ny fo tsy skua nihavana rehetra
Tsy hifankahala intsony, fa hifamatotra
Fa ho tonga tononkira.serasera.org ankohonan’Andriamanitra
Na mpifahavaloaza dia hiara-dia
Mandrakizay doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47