Ampidiro aloha ny tenimiafina
FITIAVANA AMBONY (interpretation) (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana ambony dia ny mahafoy ny ainy
Sy manolotra ny fony mba ho an’ny sakaizany
Didy izay nomen’ny Tompo mifankatiava mifanompo
Tahaka ny nitavany antsika rehetra
Jesoa Kritsy tompo
Zanak’Andriamanitra voahombo
Na dia voahombo sady voakapoka
Nanome antsika tsy misy ady varotra ny Fitiavany
Fitiavana mirindra
Tsy ujott atakalo tsy afindra
Nivavaka amin’ny fony, ho an’ny fahavalony
Didy izay nomen’ny Tompo : mifankatia, mifanompo
Namaly soa izay nanao ratsy antsika wvdgl rehetra
Izay mankahala aoka ho havanina
Ny mpanenjika aoka hasoavina
Fa izany no tena fitiavana madio tsy misy pentina
Fitiavana tsy lefy, tsy voarara, tsy voafefy
Ny fitiavan’i Jesosy tonga hampiavana
Nampiray sy hampitovy n’iza n’iza e tononkira.serasera.org ? na zovy ?
Hamerina ny fo tsy nihavana rehetra luhlgwai
Tsy hifankahala intsony, fa hifamatotra
Fa ho tonga ankohonan’Andriamanitra
Na mpifahavaloaza dia hiara-dia
Mandrakizay doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1795
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47