Andriamanitra o, ry Tompo zanahary (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oceovzl Andriamanitra o, ry Tompo zanahary
Ny olombelona dia afaka manary
Ianao irery no tsy mba mandao
Ka vonjeo re ny madinikao

Nefa mino sady manantena
Mbola ho tonga rzoive anie ilay famonjena
Andriamanitra o, tsy andrin’ny sasany
Fa tononkira.serasera.org andrinay e, madinika ny asany ewpod

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 3134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6076