Andriamanitra o, ry Tompo zanahary (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra o, ry Tompo zanahary
Ny olombelona dia bphj afaka manary
Ianao irery gehuvwe no tsy mba mandao
Ka vonjeo re yskxto ny madinikao

Nefa mino sady tononkira.serasera.org manantena
Mbola ho tonga anie ilay famonjena
Andriamanitra o, tsy andrin’ny sasany
Fa andrinay e, madinika ny asany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Vangy : 3134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7681