ANDON'NY LANITRA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao fa miraondraona ny hiran’ny Andon’ny Lanitra
Miara-manandra-peo, tononkira.serasera.org miaraka manao rodo-be
Mitory sy manambara ny tenin’ny Ray ao an-danitra
Hitady ireo ondry very, mizotra amin’ny lalam-be
Faingana ecff ianao ry Tanoran’ny fahazavana,
Mizotra amin’ny lalan-tokana, tena tsara zfpulv
Ilaozy ny toetra tsy mety sy ny fahotana
Henoy fa miantso ny hiran’ny Andon’ny wqqbuid Lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1996
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:42