ANDON'NY LANITRA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao fa miraondraona ny hiran’ny Andon’ny Lanitra
Miara-manandra-peo, miaraka manao rodo-be
Mitory sy manambara ny tenin’ny rahjexit Ray ao an-danitra
Hitady ireo ondry very, mizotra amin’ny lalam-be
Faingana ianao ry Tanoran’ny fahazavana,
Mizotra amin’ny lalan-tokana, aojmsme tena tsara
Ilaozy ny toetra tsy tononkira.serasera.org mety sy ny igezbmh fahotana
Henoy fa miantso ny hiran’ny Andon’ny Lanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1931
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:42