TSOFY RANO (Charles Kely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSOFY RANO
O ! aza malahelo ê !
Manao ahoana ê !
Aza avela hisarovarovana intsony
Ny lasa mant taloha ê !
Fa manjary mitondra alahelo
Ao am-po sy tsy mahasoa
Aza avela hitamberimberina intsony
Izay tsy nety omaly
Fa manjary mamelona sento ao anaty ka mampitomany
Iê ê
Fa ny ho avy no andrandrao
Dia ny ampitso no ala mino
Kilalao mbola ho ela
Diavolan-kolava
Mahaiza mitady
Iê aza symzefr avela hanamontsana antsika ny ady
Aiza ê ianareo ô
Manao ahoana ê
Mbola tsara ê
Karakôry ê
Aza arahina latsa sy kafarafara ny zavatra vita
Fa fvxeaawr maoizona dimby sy fara tsy mety ho tafita
Fa tsofy rano izay tononkira.serasera.org omena
Dia mba tantano mba tsy hivena
Kilalao mbola ho ela
Diavolan-kolava
Mahaiza mitady
Iê aza avela hanamontsana antsika ny ady
Tsofy rano izay omena
Dia mba tantano mba tsy hivena
Kilalao mbola ho ela
Diavolan-kolava
Mahaiza mitady
Iê aza avela hanameloka antsika ny ho avy
Mba tsofy rano
CHARLES KELY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Charles KelyVisites : 2906
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/01/2007 09:29