ZOMA (Charles Kely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOMA
Zoma
Hitako omaly Rabe agcia teny an-tsena
Teny tononkira.serasera.org an-tsenan-joma mahoraka ê !
Tazako nividt akanjoba
Sady mbola nanampy tsiakoraka ê !
Tsaratsara zareo ny gwkbpu adi-varotra
’lay fomba Malagasy
Tsy totan’ny ela io ry zama
Fa aza adino ny miady varotra
Mamelona fianankaviana
Teo ny fahantrana izay mitondra ahiahy
Mahita vahaolana amin’ny tsenan’Anjoma
Fa tsy totan’ny ela
Zoma
Fa tazako indray Rabe omaly hariva
Miraikiraiky sahirana ê !
Ilay haro-kely tsy feno fa iva
Ny tenany koa miha-vizana ê !
Zoma
Trano be tsy mba misy adi-varotra
No solon’ilay Zoma
Tsy totan’ny ela
Io zama fa aza adino ny miady varotra
Mamelona fianankaviana
Teo ny fahantrana izay mitondra ahiahy
Mahita vahaolana ismqgvc amin’ny tsenan’Anjoma
Fa tsy totan’ny ela
Fa tsy kivy Rabe
Zoma
CHARLES KELY
Zoma
Hitako omaly Rabe agcia teny an-tsena
Teny tononkira.serasera.org an-tsenan-joma mahoraka ê !
Tazako nividt akanjoba
Sady mbola nanampy tsiakoraka ê !
Tsaratsara zareo ny gwkbpu adi-varotra
’lay fomba Malagasy
Tsy totan’ny ela io ry zama
Fa aza adino ny miady varotra
Mamelona fianankaviana
Teo ny fahantrana izay mitondra ahiahy
Mahita vahaolana amin’ny tsenan’Anjoma
Fa tsy totan’ny ela
Zoma
Fa tazako indray Rabe omaly hariva
Miraikiraiky sahirana ê !
Ilay haro-kely tsy feno fa iva
Ny tenany koa miha-vizana ê !
Zoma
Trano be tsy mba misy adi-varotra
No solon’ilay Zoma
Tsy totan’ny ela
Io zama fa aza adino ny miady varotra
Mamelona fianankaviana
Teo ny fahantrana izay mitondra ahiahy
Mahita vahaolana ismqgvc amin’ny tsenan’Anjoma
Fa tsy totan’ny ela
Fa tsy kivy Rabe
Zoma
CHARLES KELY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charles KelyVangy : 3165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/01/2007 09:25
