You are here: home > Tononkira > Charles Kely

KETRAKA LAVA (Charles Kely)

https://tononkira.serasera.org/hira/charles-kely/ketraka-lava

KETRAKA LAVA

Vola parata no lasany
’lay tratrako maraina
Vola parata no lasany
Fa raha mahasoa ny vatany â !
Dia tsofin-drano ho azy ô !

Fa izy miafy,mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary ê !

KetrTsiky dia ampyaka lava ny sasany â !
Fa ketraka lava ny sasany â !
Fa ketraky ny jaly
Ketraka lava ny sasany â !
Efa bokan’ny trosa ny sasany â !
Fa tsy afaka mamaly ê !
Fa izy miafy, mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary ê !

CHARLES KELY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Charles Kely
Mpamaky : 1919
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 16/01/2007 08:35:36
ID : 4133

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo