Masoandro (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andrasanay fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra miala anyy
Miandry anao Dada, Miandry anao mama, Miandry ny havanao
Miandry tsy sasatra, an'janany
Nandrasanay rdhfy fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra fa bqeslf miala anyy

Ny elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ela dia tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2
Instru
Ny elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny tononkira.serasera.org isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ny ela dia qvxfdxvx tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BoloVangy : 1151
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sergioamboara
Daty : 13/11/2024 08:50