Smthng (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I want to tell you something you don't know x8Vao manoratra aho dia mpanao rap maro no ato an-dohako
Kompoze no tifiriko, lerony indray no voako
Tsipak'i Raloob raha tsy mahavoa, mampikohoka
Hano amin'ny halemem-panahy ny mangahazo mohaka
Mampiasà vera, aleo izaho ihany no mitohoka
Boto hafa jerena fa tsy fianatra ny soa-ko
Oaiaka ! Rehefa tena hita fa tsy afaka
Aza mankany an-dafy fa aty mangala-tahaka
I'm so big, I'm so bad
I'm sorry if I'm so ...
Raloob tsy hitahita intsony
Mainty dia tsy hitan'ny olona
Kozio rafotsy hoe raha tsy mainty tsy vita ny tolona
Sao dia tsy kopy fa ny gasy angaha mahantra intsony
Voaporofo amin'ny embouteillage ho'izy ry lerony
Tsy hitomany ho zoky aho f'efa be loatra ny zandriko
Tsy bokotra, tsy bokona ao an-tsaiko ao ny ahy ny sandriko
Zoky ah ! Ho avy mandoza no voabanjina
Tapaka ny jiro manazava ilay tanjona
Eeh ! Sasa-miandry fanjakana
Miandry taitai-kanina na miandry figadrana
To dia sady fuck no veloma ny Dodol ah !
Ny gasy fa tsy ny zanak'ialahy irery no voa-viol ah !
Tonga ve ny vola ? Kely sisa
Rehefa lasa trosa io vao iarahana manisa
Pio ary ny jiro dia tafandria mandry eh !
Rehefa hifoha ianareo vao pôly indray no miandry eh !
I'm so big, I'm so bad
I'm sorry if I'm so big
Aaa !
Aza antsoina hoe Raloob
Aza hatao hoe Bolo koa fa efa niova fo
Ary na, hitady ialahy tsy hahakobo
Amin'ny anaran'ny rap, antsoy aho hoe Didaloob
Etsy ho tsofiko rano any anaty bar
Any anaty rano Gasikara vao mba tsara
Eto ambonin'ny tany, miara-mahita sary
Tahaka ny any am-ponja, miandry mpanati-bary
Raha te ho voafantsiky ny fantsy amin'ilay pointe 105, midira
Aza andramana f'efa mangidy sira (mangina)
Mangina f'efa voarôka teto daholo raha tena manao ny asany ny mpandroaka zôridira
Mahafeno kianja rehefa hanao fety eh !
Alefa Barea rehefa mandresy eh !
Etsy babeo ary ny trosany ry kiala Dety
F'efa ela no tsy niodina ilay kodiaran-tsarety eh !
I'm so big, I'm so big
I'm sorry if I'm so big
Cause I'm so bad, I'm so bad
Fuck that shit I'm just an handsome boy
I want to tell you something you don't know x4
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BoloVangy : 306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 07/05/2025 12:46
