Masoandro (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andrasanay fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra ssyfir miala anyy
Miandry anao Dada, Miandry anao mama, Miandry ny havanao
Miandry tsy sasatra, an'janany
Nandrasanay fatratra jigdvf ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra fa miala anyy

Ny elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ela dia tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2
Instru

Na ho aingana, ho ela, tononkira.serasera.org ny ela dia tsy qfxmpojb maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BoloHits : 1152
Likes : 0 Like
Created by : Sergioamboara
Date : 13/11/2024 08:50