Masoandro (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andrasanay fatratra ny tononkira.serasera.org fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra miala anyy
Miandry anao Dada, Miandry anao mama, Miandry ny havanao
Miandry tsy sasatra, an'janany
Nandrasanay fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra fa hqegae miala anyy

Ny elaa...nelana anie ldnn ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ela dia tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2
Instru
Ny elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, lclhq ho ela, ny ela dia tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BoloVisites : 1152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sergioamboara
Date : 13/11/2024 08:50