Raha afaka aho ety (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha afaka aho ety,
Ka ho hitako ary
Ilay Mpamoniy mamiko,
Any aho afa-po
Fiv..
Afa-po, dia afa-po
Fa Jeso malalako
Hiara-monina,
Any aho sambatra
2.
Raha ny ota tapaka
Ka ny ady tapitra
Lanitra honenako,
any aho afa-po
3.
Raha hitafiako,
‘Zay tena tsy ho lo
Endre ! ny hasambarako
Fa izaho afa-po
4.
Raha hitako ary
Lay malalako tety
Endre ! ny fifaliako,
‘Zay vao tena afa-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 839
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:58