MOA HO VITA IHANY VE 0019 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Moa ho vita ihany sadbpel ve
'Ty adidy lehibe,
'Zay napetraky ny Tompo Jesosy?
Ny havoana izay aleha,
Lohasaha mangina re,
Tany ndnsmtq maro no manerana ny Nosy

Fiv Ry Jesosy, ô! avia!
Mba meteza Ianao
Mba hitantana ny dia;
Tsy izahay no misafidy,
Fa tononkira.serasera.org Ianao maniraka
No nslkjts mandidy.


2 Ny fahaizana va re,
Tsy anananay anie,
Fa ny hafatrao ihany no lazaina;
Votsa vava izahay,
Kely hery, tsy mahay,
Fanahy Masina andrandraina

3 Raha eo imasonao
Sy izao tontolo izao,
Tsinontsinona tokoa izahay;
Nefa ny Anaranao,
Reharehanay izao,
Ka ny voninahitrao momba anay

4 Tsy avelanay tokoa lanao ry Jesosy ô!
Raha tsy momba sy mitahy anay
Dia hitombo sy hamoa,
Ka ny asanao ho soa
Ho mpanompo mahatoky Anao 'zahay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031