Mivavaka aminao aho Raiko 0027 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Mivavaka Aminao aho Raiko ô!
Mitalaho, miangavy raha azo atao
Hamarino, hamasino
Hiampify eo an-tratranao
Malama maina anie ny tany Ray
Halalaho, hazavao re ny saiko
Tomoera fahendrena
Ka ombay ny xppkq elatrao Ray

Fiv.. Indro aho Raiko ô
   Manoto-tena mba ho Anao
   Santatra ampifatiana indray .
   oehtaxds Lay tanàna kanto loatra
Henika ny anjely maro
   Hafaliana, hamamiana, fitsikiana
  yvazts  Fitoviana, fitoviana ananana
   Mino aho Ray ô ! mino aho Ray ô !
   Mino aho Ray ô ! fa homba ahy Hianao

2.Mba jereo ity fiainan janakao
Aza avela hanjeny toy ny tadio
Sakambino moramora
Ka ho tena tsara fihafara
Tsofy rano re'ty sombiniaina
Tsy ho resy tononkira.serasera.org fa handresy r'ilay Nahary
Ho tantely, ho modely
Mba ho voninahitrao ry Ray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321