Bonne fête ianao Jesosy (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bonne fête Ianao Jesus
bisous, bisous, rtzim cherie
Muah, Muah, Muah
bonne fête Ianao Jesus
Jeso malala ô ! mitoera
Ato am-poko ianao
Jeso malala ô !
Tiako dia tiako ianao.
Raha tsy ianao no teraka,
Very aho Jeso
Raha tsy Ianao no namonjy ahy
Dia very aho Jeso
Ka misaotra, misaotra Anao aho tononkira.serasera.org muqlskk Jeso
Ka misaotra, misaotra anao aho hebyg Jeso
bisous, bisous, rtzim cherie
Muah, Muah, Muah
bonne fête Ianao Jesus
Jeso malala ô ! mitoera
Ato am-poko ianao
Jeso malala ô !
Tiako dia tiako ianao.
Raha tsy ianao no teraka,
Very aho Jeso
Raha tsy Ianao no namonjy ahy
Dia very aho Jeso
Ka misaotra, misaotra Anao aho tononkira.serasera.org muqlskk Jeso
Ka misaotra, misaotra anao aho hebyg Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1795
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:01
