Andramo ka zahao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1.
Tsy nagtxk mbola nisy toa an’i Jesoa
Raha tamin'izao fiainana izao
F'ireo izay nanana olana tety
Ka nino Azy dia sitrany
Fiv.
Tsy mba mifidy izay qfdg asian-tsoa Jesoa
Fa manome an-tsitra-po tokoa
Ka ento eo tytkjsz anatrehany
lzay entanao, mavesatra
2.
Tsy mbola nisy niala maina anie
Izay rehetra nahatoky Azy
Fa dia nomeny fahafaham-po tokoa
Ka mba andramo dia ho hitanao
Tsy nagtxk mbola nisy toa an’i Jesoa
Raha tamin'izao fiainana izao
F'ireo izay nanana olana tety
Ka nino Azy dia sitrany
Fiv.
Tsy mba mifidy izay qfdg asian-tsoa Jesoa
Fa manome an-tsitra-po tokoa
Ka ento eo tytkjsz anatrehany
lzay entanao, mavesatra
2.
Tsy mbola nisy niala maina anie
Izay rehetra nahatoky Azy
Fa dia nomeny fahafaham-po tokoa
Ka mba andramo dia ho hitanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1675
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:53
