Raiso Tompo (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay Ianao ry Jesoa, izahay miaramilanao
Hanao izay sitrakao, koa mangata-pitahiana aminao
Lehibe ny voninahitrao, Masina mahery Ianao
Toky Zokinay, Ianao Jesoa
Eo aminao ny fanahinay
Raiso Tompo ô! Ny vavakay
Tolory hery fa osa izahay
Mora diso mpanota avokoa
Tantanonao fa be sitrapo
Fiainam-baovao no nomenao, ny Rà-nao nanasana anay.
Hazo fijaliana nolanjainao, no tianay mba zakaina izao.
Nefa ireo ratsy fanahy, mitarika hanaratsy Anao
Ka harotsahy sbunj ny hery mba ho sahy, ireto miaramila miankina aminao
Sesehena tokoa ny fitavanao, maro koa ireo zava-tsoa nasehonao
‘Reo marary efa nositraninao. Ny halotoanay nodiovinao
Izahay izao no zaza nania, velona noho pwsx ny fitia
Na mpanota aza tononkira.serasera.org tsy natosikao, isaorana iwtew anie ny Anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BITSIKA MandrosezaVangy : 517
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raveloson195
Daty : 05/05/2024 11:15